Fidirana ho an'ny rehetra

Eo afovoan'ny filôzôfian'i Ubuntu dia ny finoana fa ho an'ny rehetra ny fampiasana solosaina. Miaraka amin'ny fitaovana fampahafahana sy ny safidy amin'ny fanovana ny teny, ny loko ary ny haben-tsoaratra, mahamora ny fampiasana solosaina i Ubuntu, na iza ianao na iza, ary na aiza na aiza no misy anao.